Mankalaza ny nahaterahan'i Jesosy izao tontolo izao isaky ny 25 Desambra, Krismasy. Na izany aza, tsy misy andininy iray akory milaza fa teraka tamin'ny 25 Desambra i Jesosy ao amin'ny Baiboly. Araka ny tantara, azontsika takarina fa ny Krismasy dia niandoha avy tamin'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahan'ny andriamanitra masoandro Mithra.
Ny Fiangonan'Andriamanitra naorin'i Ahnsahnghong ilay Kristy tonga fanindroany dia tsy mankalaza ny Krismasy, izay fitsingerenan'ny andro nahaterahan'ny andriamanitra masoandro, izay tsy hita ao amin'ny Baiboly.
“TSY ny 25 Desambra no fitsingerenan'ny andro nahaterahan’i Jesosy, fa ny andriamanitra masoandro.” Avy amin'ny fety mpanompo sampy ho an'ny masoandro tsy mety resy ny Krismasy."
[Rakipahalalana Britanika]
"Tsy Andriamanitra no naorina ny Krismasy, ary tsy avy amin'ny Baiboly koa."
[Rakipahalalana momba ny Literatiora Ara-Baiboly, Teolojika ary Ara-piangonana]
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy